Tantara tamin'ny 17 Marsa 2022
Ry zareo Rosiàna miha-manakaiky, milefa an'i Okraina kosa ry zareo Nepaley
Raha i Rosia manahi-bohitra ao Okraina, ireo Nepaley mpila ravinahitra kosa mandositra; ny sasany tsy naninona, saingy ankamantatra ny hoavin-dry zareo
Rahonan'ny masoivoho Rosiana ao Skopje horaiketina ireo tsy mitovy hevitra amin'ny fironana ofisialy an'i Kremlin, lazaina ho ‘Russophobes (mankahala Rosia)’
Ny masoivoho Rosiana any Makedonia Avaratra no hany tany Balkana namoaka indray ny fampitandremana avy amin'ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny Rosiana fa "voarakitra tsara an-tsoratra" ny tranga “Russophobia (fankahalana Rosiana)”.
Songadina Global Voices volana Febroary 2022
Niresaka lohahevitra toy ny Lalao Olaimpika Ririnina, ny fanafihan'i Rosia an'i Okraina, ary ny lalaon-teny vaovao ankafizin'ny rehetra ireo tantara nahaliana ny mpamaky tamin'ny volana Febroary 2022.