12 Marsa 2022

Tantara tamin'ny 12 Marsa 2022

WikiLeaks mamoaka ny #SaudiCables 

  12 Marsa 2022

  [Lahatsoratra tamin'ny taona 2015] Nanomboka namoaka antontan-taratasy mihoatra ny antsasaky ny tapitrisa tafaporitsaka avy amin'ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny ao Arabia Saodita ny WikiLeaks. Antontan-taratasy amin'ny teny Arabo miisa 61.000, izay mampiseho ny ambadiky ny lalantsaran'ny fahefana Saodiana no efa hita amin’ny aterineto. Mampiseho ny fifandraisana miafina avy amin'ny masoivoho Saodiana...