Songadina Global Voices Janoary 2022

Vehivavy manadio ny tohatry ny Igreja do Bomfim (Fiangonan'i Bomfim) any Salvador da Bahia mandritra ny fetibe Lavagem do Bonfim 2017, izay atao isan-taona amin'ny alakamisy faharoa aorian'ny Epifania. Manomboka amin'ny filaharam-be miainga avy ao an-tanànan'i Salvador Ambany mankany amin'ny Havoana Masin'i Bomfim ny fetibe, izay mampifangaro fomban-drazana avy amin'ny fivavahana Katolika sy Candomblé Sary bavy amin'i Tatiana Azeviche tao amin'ny kaonty Flickr an'i Turismo Bahia (CC BY-SA 2.0)

Misaotra anareo ry GVers tamin'ny fandraisanareo anjara rehetra tamin'iny volana Janoary 2022 iny! Ahitana fampahalalana fanampiny ny jeritodika ataontsika mikasika ny songadina tamin'iny volana iny  ho tohin’ny fanavaozana vao haingana momba ny tatitry ny antontanisa anatiny (misaotra, Jer!).

Tongasoa ireto mpandray anjara vaovao ireto izay namoaka ny lahatsorany GV na fandikan-teniny voalohany tamin'ny volana Janoary 2022!

Alessandra Paris, Ananya, Bernadette Debnath, Dimitra Stergiou, Dr. Julius Taji, Fidèle Juliette Ngo Ngimbous, همدان العليي (Hamdan Alaly), Hans Gutbrod, Henri Galmiche, Kayo Oliveira, Maria Epasto, Marlene Laruelle, Moushumi Basu, Muhammad Awad, Nicolás Lazo Jerez, Okba Mohammed, Peter Leth, Siddharth Akali, Yaqi Yang.

Ny fampitam-baovao sy ireo nivahiny tamin'ny fihaonambe, ary ny zava-bita hafa nataon'ny GVers:

Isan'ny tantara navoaka tato amin'ny GV tamin'ny teny anglisy tamin'ny volana Janoary 2022: 98 (niakatra raha 92 tamin'ny volana Desambra)

Isan'ny fandikan-teny sy tantara voalohany navoaka tao amin'ny tranokala Lingua ny volana Janoary 2022: 331

Ny tranonkala Lingua 10 mavitrika indrindra tamin'ny volana Janoary 2022:

  1. Global Voices en Español             Lahatsoratra 87
  2. Global Voices teny Malagasy      Lahatsoratra 50
  3. Global Voices in Italiano              Lahatsoratra 38 
  4. Global Voices στα Ελληνικά        Lahatsoratra 37 
  5. Global Voices по-українськи    Lahatsoratra 20 
  6. Global Voices in Arabic               Lahatsoratra 16 
  7. Global Voices em Português      Lahatsoratra 13 
  8. Global Voices na srpskom           Lahatsoratra 13 
  9. Global Voices по-русски              Lahatsoratra 12 
  10. Global Voices en Français           Lahatsoratra 10 

Tontalin'ny jeripejy (tranonkala rehetra) tamin'ny volana Janoary 2022: 440.739 (niakatra raha 368.658 tamin'ny volana Desambra)

Lahatsoratra 10 voalohany araka ny jeripejy tamin'ny volana Janoary 2022 (lahatsoratra vao haingana ihany):

  1. Nomen'ny Indiana anarana mampihomehy ireo toerana any Shina rehefa nanome anarana vaovao tamin'ny toerana 15 ao Arunachal Pradesh i Shina nosoratan'i Rezwan ( jeripejy 11.426)
  2. Socializing with extremists and ‘hoaxers': Tennis star Novak Djokovic's controversial visit to Bosnia nosoratan'i Mirza Hota ( jeripejy 11.418)
  3. Netizens mock China's suggestion that Omicron was brought to Beijing via a letter from Toronto nosoratan'i  Oiwan Lam ( jeripejy 6.581)
  4. Fatiantoka ho an'i Wisconsin ny fahazoan'i Lagos fiaran-dalamby nosoratan'i Nwach Egbunike ( jeripejy 3.873)
  5. ‘The Club,’ Netflix's new hit TV series, braves Turkey's troubled past nosoratan'i Arzu Geybullayeva ( jeripejy 3.816)
  6. Why Beijing’s artificial snow at the 2022 Winter Olympic Games is stirring controversy nosoratan'i Richard Wanjohi ( jeripejy 2.856)
  7. Jerusalem Christians: ‘We shrunk from 20% to 2% of population due to Israeli violence’ nosoratan'i Raseef22 ( jeripejy 2.569)
  8. Hitan'ny kiadin'ny aterineto misy lesoka ny fanafenan-tsoratry ny fampihatra tsy maintsy apetraka amin'ny lalao olaimpika shinoa nosoratan'i Oiwan Lam ( jeripejy 1.687)
  9. Australian town of Onslow hits record 50.7 degrees Celsius, as global warming rolls on relentlessly nosoratan'i Kevin Rennie ( jeripejy 1.590)
  10. Passengers stranded at Istanbul Airport stage a protest nosoratan'i Arzu Geybullayeva ( jeripejy 1.580)

Ireo firenena 15 voalohany nahitana ny olona nitsidika ny tranonkala GV ny volana Janoary 2022:

  1. Etazonia
  2. Alemaina
  3. Frantsa
  4. Brezila
  5. Fanjakana Mitambatra
  6. Canada
  7. Espaina
  8. Italia
  9. Japana
  10. India
  11. Meksika
  12. Filipina
  13. Aostralia
  14. Kolombia
  15. Rosia

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.