- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Songadina Global Voices volana Desambra 2021—miampy ny sasany tamin'ny taona 2021 amin'ny ankapobeny!

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV

 

[1]

Sambo mitsingevana taritin’ny tanjak'olombelona andiany 2010 nandritra ny fetiben'ny Bahamas’ Junkanoo, izay natao ny 26 Desambra_1 Janoary isan-taona. Sary [1] avy amin'i Cathy T (CC BY 2.0).

Arahaba nahatratra ny taona e! Misaotra anareo rehetra tamin'ny fandraisanareo anjara tamin'iny volana farany tamin'ny taona niavaka 2021 iny. Amin'ity lahatsoratra ity isika dia hijery ny zava-nisongadina tamin'ny volana Desambra ary koa ny vitsivitsy tamin'ny taona amin'ny ankapobeny:

Niala tamin'ny andraikiny ao amin’ny vihin'ny ekipa amin'ny maha Mpitantana Lingua azy tamin'ny faran'ny volana Desambra i Mohamed ElGohary [2], ilay tsy mety kivy, izay mandray ny toeran'ny Network Engagement Specialist ao amin’ny IFEX [3] tamin'ity volana ity. Hanembonana mihitsy ny fiarahana tamin’i Gohary tao amin’ny vihin'ny ekipa, saingy mijanona ho mpikambana ao amin’ny ekipan’ny  birao filankevi-pitantanan'ny Global Voices [4] izy ary hanohy ny asany amin'ny maha mpitantana ny fandikan-teny amin'ny Lingua Arabo. Hanambara drafitra momba ny fandraisana mpiasan'ny fitantanana Lingua vaovao tsy ho ela izahay.

Tongasoa ireto mpandray anjara vaovao ireto izay namoaka ny lahatsorany GV na fandikan-teniny voalohany tamin'ny volana Desambra 2021!

A. Sasil Sánchez Chan, Andreja Stojkovski, Ather Zia, Chloë Tanguy, Léa Bailleux, Mariana Schutt, Menna Adel, Mihoko Tsuji, Rafaela Landikusic, Sarah Khaled, Sofia Bressi, Tassos Christopoulos, Tomiwa Ilori, Tommy MOUR, Youpeul, Zoila Antonio.

Tongasoa ireo mpitantana fandikan-teny vaovao [5] amin'ny tranonkala Lingua Arabo, Shinoa nentim-paharazana, Danoà, Frantsay ary Okrainiana: Mohamed ElGohary [2], Yanne C [6], Ina Melgaard [7], Fidèle Juliette [8] sy Volodymyr Tyravskyi. [9]

Ary arahabaina ireto mpanoratra sy mpandika teny manaraka ireto izay namokatra lahatsoratra folo voalohany betsaka indrindra tamin'ny taona 2021: 

  1. Gabriela García Calderón Orbe – 918 lahatsoratra
  2. Oiwan Lam – 420 lahatsoratra
  3. Veroniki Bacharidi-Krikoni – 364 lahatsoratra
  4. Arzu Geybullayeva – 340 lahatsoratra
  5. Marta Capua – 305 lahatsoratra
  6. Tanya Lokot – 225 lahatsoratra
  7. Rezwan – 207 lahatsoratra
  8. Janine Mendes-Franco – 201 lahatsoratra
  9. Véronique Danzé – 152 lahatsoratra
  10. Nevin Thompson – 144 lahatsoratra

Nanampy mpiara-miombona antoka vaovao amin'ny fampitam-baovao iray izahay tamin'ny volana Desambra: Central Asia Barometer [10]

Ny GV media sy ireo nivahiny tamin'ny fihaonambe:

Isan'ny tantara navoaka tato amin'ny GV tamin'ny teny anglisy [20] tamin'ny volana Desambra 2021: 92 (nidina raha 93 tamin'ny volana Novambra)

Isan'ny tantara navoaka tato amin'ny GV amin'ny teny anglisy [20] tamin'ny taona 2021: 1.165 (nidina raha 1.198 tamin'ny taona 2020)

Tontalin'ny jeripejy (tranonkala rehetra) tamin'ny volana Desambra: 368.658 (nidina raha 427.130 tamin'ny volana Novambra)

Tontalin'ny jeripejy (tranonkala rehetra) tamin'ny taona 2021: 5.776.619

Lahatsoratra 10 voalohany araka ny jeripejy tamin'ny volana Desambra 2021 (lahatsoratra vao haingana ihany):

  1. 香港政府、警察への襲撃を「単独テロ」と断定 [21] fandikan-teny nataon'i Mihoko Tsuji tamin'ny lahatsoratra “Faritan'ny governemantan'i Hong Kong ho fampihorohoroana ataon'amboahaolo mandeha irery ny fanafihana polisy” [22] nosoratan'i Oiwan Lam – jeripejy 3.581
  2. Despite widespread opposition, Japan plans to dump water from Fukushima plant into the Pacific Ocean [23] nosoratan'i Mong Palatino sy Nevin Thompson – jeripejy 3.311
  3. Malawian scientist who forewarned about Omicron-type variant speaks out [24] nosoratan'i Steve Sharra – jeripejy 2.477 jeripejy
  4. U20世界陸上競技選手権大会 ナミビア女子選手 女子選手の出場資格規定により中距離種目出場不可に 短距離へ種目変更し好成績を収める [25] fandikan-teny nataon'i Masato Kaneko tamin'ilay lahatsoratra
    Namibian female sprinters are victorious at World Under-20 Athletics Championship amidst bans over discriminatory tests [26] nosoratan'i Richard Wanjohi -jeripejy  2.176
  5. Turkish finance minister wrecks economy ‘with a twinkle in his eye’ [27] nosoratan'i Arzu Geybullayeva – jeripejy 2.079
  6. Barbados forges a digital path by becoming the first country to establish an embassy in the metaverse [28] nosoratan'i Janine Mendes-Franco – jeripejy 1.238
  7. A sweeping spate of murders rivals COVID-19's ‘third wave’ in Jamaica [29] nosoratan'i Emma Lewis – jeripejy 1005
  8. New Caledonia votes to stay with France in referendum boycotted by the Indigenous population [30] nosoratan'i Mong Palatino – 999 jeripejy
  9. In photos: Could the mountains of the Caribbean be an opportunity for sustainable tourism? nosoratan'i Emma Lewis – jeripejy 882
  10. Not just ‘Jingle Bells:’ Listen to these Christmas songs from Latin America [31] nosoratan'i Melissa Vida, Fabiola Gutiérrez, Belen Febres, Lully, Fernanda Canofre, Kelly Chaib De Mares, Gabriela Mesones Rojo, Talita Fernandes, Aza Delgado Orduño, Luis Rodriguez – jeripejy 838

 

Lahatsoratra 10 voalohany araka ny jeripejy tamin'ny taona 2021

  1. Bangladesh moves to revive production of muslin, fabric of legend [32] nosoratan'i Rezwan – 42,455 jeripejy
  2. Ny nahatonga ny toeram-pilomanosana iray ho marika amantarana ny fiovan'ny toetrandro sy ny kolikoly ao Pôrtô Rikô [33] nosoratan'i Ángel Carrión – Ángel Carrión – jeripejy 42.264
  3. Raharaha Uyghur : Mitsipalotra ao Afghanistan ny tena atahoran'i Shina indrindra [34] nosoratan'i Kok Bayraq – jeripejy 35,136
  4. The story of a potato biscuit-chips fusion — how a Bangladeshi brand mesmerised India [35] nosoratan'i Abhinash – jeripejy 21.527
  5. Hypocrisy vs history debate follows death of former Yugoslav actress Mira Furlan [36] nosoratan'i Filip Stojanovski – jeripejy 18.540
  6. Pesquisadores de ciências humanas se tornaram ‘inimigos da nação’ no Brasil, diz antropóloga [37] nosoratan'i Talita Fernandes – jeripejy 17.736
  7. Ny hatsaran-tarehy manjavozavon'ireo tendrombohitra manga ao Jamaika, azo sary [38] nosoratan'i Emma Lewis – jeripejy 17.696
  8. Tsikerain'ny mpitondra fivavahana amin'ny fomba fitafiny ny ekipa volleyball vehivavy ao amin'ny Olaimpikan'i Tokyo [39] nosoratan'i Arzu Geybullayeva – jeripejy 17.642
  9. The origins of ‘liming’ in Trinidad and Tobago [40] nosoratan'i Janine Mendes-Franco – jeripejy 17432
  10. Residents prepare for possible evacuation as St. Vincent’s La Soufrière volcano heats up [41] nosoratan'i Janine Mendes-Franco – jeripejy 14388