Tantara tamin'ny 28 Desambra 2021
Bahanan'ny Rosiana mpanampim-peo ny tranonkalam-panampiana ara-pitsarana tsy mitady tombom-barotra OVD-Info
"Hitanay ho fanohizana ny fanafihan'ny fanjakana amin'ny fiarahamonim-pirenena izao. Tsy mahagaga raha mifantoka amin'ny OVD-Info ny fanafihana amin'izao fotoana izao."