- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Valin'ny Fitsapan-kevitry ny Filan-kevitra 2021: Asan'ny GV

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, Filankevitra-gv

Ao anatin'ny fifampidinihana amin'ny Filankevitry ny Vondrom-piarahamonina GV [1] taona 2021, nisy ny fitsapan-kevitra natao handrefesana ny fanohanana ireo hetsika, fomba fiasa ary maodely samihafa izay ahafahan'ny Global Voices manatsara ny andraikitra ho avy.

Nifototra tamin'ny Taratasy mirakitra ny Lohahevitra avy amin'ny Vaomieran'ny Fiarahamonina: [2]Global Voices @ 20 [2], izay mamelatra ny odidina ny fitsapan-kevitra, ary mamaritra ireo “Maodely” isan-karazany hita ao amin'ireo fanontaniana fototra amin'ity fanadihadiana ity.

Natao tamin'ny fampiasana ny Google Forms ny fitsapan-kevitra, ary ireto ambany ireto ny valiny. Mariho fa nesorina ny valinteny “misokatra” mba tsy hamantarana na iza na iza, saingy ho fintinina sy horesahina amin'ny lahatsoratra manaraka avy amin'ny tale mpanatanteraka Ivan Sigal izy ireo.

Misaotra an'ireo mpikambana ao amin'ny Filankevitra izay nahafoy fotoana sy nandray anjara tamin'ny fitsapan-kevitra!

Iza amin'ireto olana ireto no heverinao fa manan-danja indrindra ka hojeren'ny Global Voices? Misafidiana telo

Chart of answers to this question. [18]

Iza amin'ireto fomba fiasa manaraka ireto no heverinao fa lehibe indrindra tokony harahin'ny Global Voices mba handaminana izany tsy fifandanjana izany? Misafidiana roa.

Chart of answers to this question. [19]

 

Inona no fiovana tianao indrindra ho hita eto amin'izao tontolo izao vokatry ny asan'ny Global Voices? Mifantena roa.Chart of answers to this question. [20]

 

Iza amin'ireto maodely ireto no hitanao fa manan-danja indrindra ho an'ny asan'ny Global Voices. Misafidiana roa.

Chart of answers to this question. [21]

 

Raha tsy maintsy misafidy maodely tokana ihany ianao, iza no fidianao?

Chart of answers to this question. [22]

 

Azavao azafady ny anton'ny nifidiananao ny maodely tamin'ny fanontaniana teo aloha

Tsy naseho ireo valin-teny lavabe mba hiantohana ny fiainana tsy ahahaka.

 

Iza amin'ireto maodely ireto no hitanao fa tsy dia zava-dehibe loatra? Misafidiana roa.

Chart of answers to this question. [23]

 

Misy maodely na fomba fiasa heverinao fa zava-dehibe tsy nodinihintsika ve?

Nesorina ireo valin-teny manana endrika lavabe mba hiantohana ny fiainana tsy ahahaka ampahibemaso.

Inona no fandraisanao anjara ato amin'ny Global Voices?

Chart of answers to this question. [24]

 

Sehatra inona ao amin'ny Global Voices no misy anao?

Chart of answers to this question. [25]

 

Tamin'ny taona firy ianao no niaraka tamin'ny Global Voices?

Chart of answers to this question. [26]

 

Firy taona ianao?

Chart of answers to this question. [27]

 

Lahy ianao sa vavy sa hafa?

Chart of answers to this question. [28]

 

Mpikambana mavitrika ato amin'ny Global Voices ve ianao?

[29]