Tantara tamin'ny 18 Novambra 2021
Ho an'ny Tibetana tsy manana fanjakana mijoro sy miparitaka, safidy tsara ho an'ny mpifidy ny fitaovam-baovao anjotra
Ahafahan'ireo kandidà sy mpifidy mifandray amin'ny fomba mahomby ny sehatra anjotra azo antoka noforon'ny vondrona Soisa Tibetana, ary na dia nandresy ireo fanamby sasany aza izy, dia mbola eo amperiny ny asa hafa.
Taiwan: Takian'ireo niharan'ny lahatsary vetaveta nampiasàna “deepfake”ny hisian'ny lalàna vaovao manohitra ny herisetra ara-nofo any anaty habaky ny aterineto
Nisarika ny sain'ny daholobe hisaina momba ny heloka bevava mifamatotra amin'ny AI (faharanitantsaina voatrolombelona) ny nisamboran'i Taiwan tsy ela akory izay an'ilay YouTuber malaza, Xiao Yu, Zhu Yuchen, noho ny filazana azy ho nivarotra lahatsary vetaveta
Velona ny lova navelan'ilay vazimba Kolombiana mpanangom-baovao novonoina
Vao maika nampirehitra ny vondrom-piarahamonina hikiry amin'ny tolona hiarovana ny vala tahirin'ny vondrom-piarahamonina Kokonuko sy ny fananany iombonany ny fahafatesan'ilay indizeny mpanangom-baovao Efigenia Vásquez.