Tantara tamin'ny 07 Novambra 2021
Songadina Global Voices volana Oktobra 2021

Ny lahatsoratra malaza indrindra tamin'ny volana Oktobra dia niresaka momba ny fihetsika voalanjalanja nataon'ny Taliban tamin'i Shina, ilay mpilalao sarimihetsika Myanmar iray lasa mitolona ho mpanohitra, ary ilay alika Tiorka mitaingina metro.