Tantara tamin'ny 05 Oktobra 2021
Tsy fisian'ny WhatsApp ny andron'ny 4 Oktôbra, nanosika ny fitomboan'ny fampiasàn'ny olona ireo teknolojiam-pifandraisana fahiny

“Lava be ny lisitr'ireo lahatsary fako ato amiko sy ireo saripika novaovaina izay mila alefako ANDROANY amin'ireo nenitoa sy beben'ireo olona....”