Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

08 Septambra 2021

Tantara tamin'ny 08 Septambra 2021

Mpanao hetsipanoherana ny fanaovana vaksiny, nanao bemidina tao amin'ny haino-vaky-jerim-panjakana, nandrahona mpanao gazety

Voatery ny pôlisy slôveniàna nanaisotra tamin-kery ireo olona roapolo mahery manohitra ny fanaovana vaksiny no sady tsy nanao arotava sy naniratsira mpanao gazety.

Mampiharihary ny fankahalana sy ny herisetra atao amin'ny vehivavy ny fanafihana anaty fiarandalamby any Japana

"Ny hitovian'ireo mpitifitra olona faobe, ​​mpamono olona tsirairay hatrany, sy ireo andian'olon-dratsy mpanao herisetra amin'ny vehivavy dia ny fankahalana tanteraka vehivavy,"