- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Songadina Global Voices Aogositra 2021

Sokajy: Mediam-bahoaka, vondrom-piarahamonina, Blaogim-Piarahamonina GV
[1]

Andro iray mibaliaka volana Aogositra ao San Martin de los Andes, Patagonia, Arzantina. Sary  [1] an'i Mariano Mantel (CC BY-NC 2.0) [2]

Isaorana ny tsirairay tamin'ny asa tsara nataonareo ho an'ny Global Voices nandritra ny volana Aogositra 2021! Indro  ny sasantsasany amin'ireo zavatra nisongadina tamin'iny volana iny:

Arahabaina tongasoa ireo mpandray anjara vaovao izay namoaka ny lahatsorany GV voalohany na ny asa fandikàna nataony tamin'ny volana Aogositra 2021!

Alen Ciga, Alessandra Soler, Anastasia Maximenkova, Anna Colla, Arbaz Shah, Atsuko Yamada, Camilla Gobatti, Clementina Palmieri, Elisa Ceccon, Emre Demir, Giulia Iuppa, Giulia Macchia, Julia Miranda, Julie Leconte, Mai Morita, Mariasole Cailotto, Martina Bertola, Masaru Saito, MeydanTV, Nygmet Obadildin, Patrizia Barillaro, Raseef22, Sabrina Pizziconi, Samaria Polet Carias Ayala, Sara Sousa, Shohret Hoshur, Sultan Gülsün, The Record (Nepal), Tiare Tuuhia, Transitions Online, Victoria Audu, Virginia Carrara, Youstina Wahid.

Arahaba tongasoa ho an'ny tale vaovaon'ny Advox, Nanjala Nyabola [3]!

Isan'ny tantara navoakan'ny GV amin'ny fiteny Anglisy [4]: 107

Fitambaran'ny jeripejy (tranonkala rehetra): 554,550

Lahatsoratra 10 voalohany isaky ny jeripejy (tsy misy afa-tsy ireo lahatsoratra vao haingana irery ihany):

  1. Ny nahatonga ny toeram-pilomanosana iray ho marika amantarana ny fiovan'ny toetrandro sy ny kolikoly ao Pôrtô Rikô [5] [mg] nosoratan'i Angél Carrión (jeripejy miisa 28.427 )
  2. Doro-ala mandravarava ny faritra Avaratr'i Makedonia, manimba ireo ala sisa tavela [6] nosoratan'i Metamorphosis Foundation [angl] (jeripejy miisa 4.055 )
  3. Maty tao an-tranony any ambanivohitr'i Jamaika i Jean ‘Binta’ Breeze, vehivavy poeta ‘dbu’ voalohany [7] [angl] nosoratan'i Emma Lewis (jeripajy miisa 2.856 )
  4. Miroborobo ao Nizerià ny fampiasambola Shinoa amin'ny làlan'ny lasoàn-ny kolikoly [8] [angl] nosoratan'i Nwachkwu Egbunike (jeripejy miisa 1.673 )
  5. Fanapahan'ny pôlisy ny dreadlocks an'ny tovovavy iray, mampanontany tena an'ireo Jamaikàna raha tena afaka marina ry zareo [9][angl] nosoratan'i Emma Lewis (jeripejy miisa 1.668)
  6. Ireo fitenim-paritra, patois: ahoana tsara hoe no filaza azy ? [10] [mg] nosoratan'i  Laila Le Guen (jeripejy miisa 1.636)
  7. “Isa, Roa, Telo!” Mientana ery ireo Jamaikàna noho ny hazakazaka Olaimpika vitan'ireo vehivavy avy any amin-dry zareo [11] [angl] nosoratan'i Hong Kong Free Press (jeripejy miisa 1.616)
  8. Tsikerain'ny mpitondra fivavahana amin'ny fomba fitafiny ny ekipa volleyball vehivavy ao amin'ny Olaimpikan'i Tokyo [12] [mg] nosoratan'i Arzu Geybullaeyva (jeripejy 1.220 )
  9. Koety: niteraka tabataba ny fampianarana dihin'ny kibo tao amin'ny toerana iray fanatanjahantena ho an'ny vehivavy, nitondra hatramin'ny firotsahana an-tsehatry ny governemanta [13] [mg] nosoratan'i Raseef22 sy Dahlia Kholaif (jeripejy miisa 1.091 )
  10. Mampiasa media sôsialy ireo mpamorona votoaty amin'ny fiteny arabo mba hiresahany ny firaisana ara-nofo, ny fananahana sy ny fahasalamàna ara-pananahana [14] [angl] nosoratan'i Mira Nabulsi (jeriêjy miisa 945)

Ireo firenena 15 voalohany nisy olona nitsidika ny tranonkala GV :

  1. Etazonia
  2. Frantsa
  3. Alemaina
  4. Japana
  5. Brezila
  6. Espaina
  7. Fanjakana Britanika
  8. Meksika
  9. Kôlômbia
  10. Italia
  11. Pôrtô Rikô
  12. Kanadà
  13. Arzantina
  14. India
  15. Però