Tantara tamin'ny 07 Septambra 2021
Songadina Global Voices Aogositra 2021

Ireo lohahevitra nisarika ny mpamaky antsika tamin'ny volana Aogositra: ny dobo filomanosana, ny fahafatesan'ny poeta karaibiàna iray be mpankafy, ireo vehivavy mhazakazaka toy ny rivotra, ny fampandihizana kibo.