Tantara tamin'ny 30 Jona 2021
Mpikatroka Afrikàna Tatsimo mafàna fo no nahazo ny loka 2021 Per Anger Prize
" Tsy mendrika ny ho antsoina hoe trano fonenana ny trano tsy zarizary tsy misy rano, herinaratra sy fidiovana. Midika fepetra mampididoza ho an'ny aina izany izay henjana ho an'ireo vehivavy sy ny ankizy ary ireo vitsy an'isa" hoy ilay mpikatroka, Zikode
Ao Armenia taorian'ny ady, ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety no petahan'ireo mpanao lalàna
Hatramin'ilay ady, hozongozonin'ireo fepetra vaovao sy mazàna manjavozavo ny asa fanaovana gazety. Misy izao ireo tolodalàna vaovao tsy manao afa-tsy ny manasarotra ny fanaovana tatitra ao Armenia
Naoty karaibiàna nataon'i Hokkaido
Ao anatin'ny tanàna kely iray any amin'ny nosy farany avaratra ao Hokkaido, firy ny vintana mety hitontonanao amina Japoney iray miteny espaniôla, miaina sy miasa any amin'ny Repoblika Dominikàna nandritra ny 47 taona, ary ankehitriny manafatra ny voan-kafe tsara indrindra mety ho hitanao any Azia?? Mba hisokafana amin'ny “tsy nampoizina” rehefa...
Sangany amin'ireo media belarosiàna, namafa lahatsoratra an-tambajotra mba hiarovany ny mpiasa
Nesorin'ny toniandahatsoratry ny Tut.by daholo ireo votoaty virtoaly navoaka tamin'ny ankamaroan'ireo fantsom-baovaony tety anaty media sôsialy tamin'ny 2020 sy ny tapany voalohany ho an'ny 2021, anatin'ny tena mampafàna ny hetsipanoherana taorian'ny fifidianana.