(Lahatsoratra tamin'ny volana Martsa 2008)
Ny 10 Martsa 2008, Tibetana an-jatony tao Lhassa no nanomboka nanao fihetsiketsehana nandritra ny faha-49 taonan'ny fikomiana Tibetana nanohitra ny fanjanahana Shinoa. Nosamborin'ny polisy ireo mpanao fihetsiketsehana ary nipoaka ny rotaka tao anatin'ny andro vitsivitsy. Naneho hevitra momba ny krizy ireo bilaogera avy amin'ny faritra Azia Atsinanana sy Atsimo. Voasivana tamin'ny aterineto Shinoa ny fitantarana manokana momba ny hetsika tany Tibet saingy nahatahiry fijoroana vavolombelona vitsivitsy momba ny zava-nitranga tany Lhassa sy tany amin'ireo faritra mifanila aminy tao amin'ity tranonkala ity ny mpandray anjara ato amin'ny Global Voices.
Lahatsoratra navoaka tato amin'ny Global Voices
Mars 22 – India: Eo Anelanelan'i Tibet Sy Shina
Mars 21 – China: Commons in violence and conflict
Mars 20 – Korea: Independence Movements in Tibet and in Korea
Mars19 - China: Patriotism triggered, though under censorship
Mars 17 – Japan: Support for Tibet
Mars 16 – Shina: Efa nosakanana indray ny YouTube
Mars 14 – Shina : Gidragidra manerana ny lalamben’i Lhasa

Lahatsoratra farany momba an'i Tibet navoaka tato amin'ny Global Voices amin'ny teny Anglisy
- India: Eo Anelanelan'i Tibet Sy Shina
- China: Press Freedom
- China: Commons in violence and conflict
- Korea: Independence Movements in Tibet and in Korea
- China and Tibet: Conspiracy Theories
- China: Black Days for the Dalai Lama
- China: Patriotism triggered, though under censorship
- Japan: Support for Tibet
- Shina : Gidragidra manerana ny lalamben’i Lhasa