- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bilaogin'ny fifidianana tany Zimbaboe

Sokajy: Afrika Mainty, Zimbaboe, Fifidianana, Mediam-bahoaka

(Lahatsoratra tamin'ny volana Aprily 2008)

Ny 29 Martsa 2008 dia nantsoina hifidy tamin'ny fifidianana parlemantera sy filoham-pirenena ny Zimbaboeana. Andro maromaro taty aoriana, mbola tsy nambara ny valim-pifidianana ofisialy. Nanambara ny tenany ho mpandresy ny mpitarika ny mpanohitra Morgan Tsvangirai [1], teo anatrehan'i Simba Makoni [2] sy ny filoham-pirenena teo aloha Robert Mugabe [3] avy amin'ny antoko Zanu (PF) [4], saingy tsy hiova tsy hisy ny fifandonana ny fitantanana ny fahefana .

Tokotanin-tsehatra

Ao amin'ny openDemocracy: Zimbabwe's unfolding drama [5]
Vakio ny lohateny farany avy amin'ny gazety The Zimbabwean [6]

Fitantarana ny fifidianana tany Zimbaboe ato amin'ny Global Voices

Avr 05 – Zimbabwe: Anyone know someone with a truck? [7]
Avr 05 – Israeli Startup Falsely Accused of Rigging Zimbabwe's Elections [8]

Avr 01 – What more must Zimbabweans do? [9]
Mar 30 – Zimbabwe: Harare is tense after Tsvangirai claims victory [10]
Fev 18 – Zimbabwe: Is Dr. Simba Makoni a puppet? [11]

Avr 05 - Isiraely : Orinasa isiraeliana mivoatra endrikendrehina fa mangala-bato any Zimbabwe [12]

Raha te-hanome rohy hafa ianao, raha bilaogera ianao ary te-handray anjara ato amin'ny Global Voices ho an'i Afrika miteny Anglisy, mandefasa hafatra any amin'ny Tonian-dahatsoratray ho an'i Afrika Atsimon'i Sahara.

Rohy farany ato amin'ny Global Voices mankany amin'ireo bilaogy momba an'i Zimbaboe

Zimbabwe: Post-election violence [13]

Zimbaboe: Herisetra aorian'ny fifidianana [14]

  1. Zimbabwe: Election officials arrested [15]
  2. Zimbabwe: Bread, Milk and Toilet Paper [16]
  3. Tunisian Journalist Covers Elections in Zimbabwe [17]
  4. Trinidad & Tobago: This & That [18]
  5. Zimbabwe: Fighting for democracy with FrontlineSMS [19]
  6. Zimbabwe: An eyewitness account [20]
  7. Zimbabwe: Verifying votes in secrecy [21]
  8. Iran: Mugabe and Ahmadinejad [22]
  9. Zimbabwe: Zimbabwe in photos final edition [23]
  10. Zimbabwe: Media crakdown [24]
  11. Zimbabwe: A country of starving billionaires [25]
  12. Zimbabwe: Recount of Presidential Ballots Unprocedural [26]
  13. Zimbabwe: If only kids could vote [27]
  14. Zimbabwe: Final Senate results [28]
  1. Zimbabwe: Election officials arrested [15]
  2. Zimbaboe : Mofo, sy ronono ary taratasy fifirana [29]
  3. Mpanao gazety Toniziana mitatitra ny fifidianana any Zimbaboe [30]
  4. Trinidad & Tobago: This & That [18]
  5. Zimbaboe : FrontlineSMS ho enti-miady hoan'ny Demokrasia [31]
  6. Zimbaboe : Vavolombelona nanatri-maso [32]
  7. Zimbaboe : An-tsokosoko no amerenana ny fanisana ireo vatom-pifidianana filoham-pirenena [33]
  8. Iran: Mugabe and Ahmadinejad [22]
  9. Zimbabwe: Zimbabwe in photos final edition [23]
  10. Zimbaboe : Fanaovana “haza-lambo” ny mpanao gazety [34]
  11. Zimbaboe : Firenen'ireo “Milionera mpitrongy vao homana” [35]
  12. Zimbaboe : Tsy fanarahan-dalàna mikasika ny famerenana fanisana ireo vatom-pifidianana filoham-pirenena [36]
  13. Zimbaboe : Raha mba nahazo nifidy ireo ankizy [37]
  14. Zimbaboe : Valiny feno hoan'ny fifidianana loholona [38]

Sary

Ekipa mpaka sary avy amin'ny tranonkala Ngizwane-Ndinzwei [39] no nitantara ny zava-nitranga nandritra ny fifidianana tamin'ny 29 Martsa.

Zimabwe in photos

Avy amin'ny frontlineblogger [40] tao amin'ny Flickr ny sary ampiasaina eo an-tampon'ny pejy.

Fitantarana manokana [41] hafa ato amin'ny Global Voices (amin'ny teny Anglisy)