Tantara tamin'ny 16 Avrily 2021
Nivoaka ny lisitr'ireo voafantina amin'ny fetibe literera ao Karaiba andiany taona 2021; betsaka ny mpanoratr'i Trinidad & Tobago voatsonga
“Inona ny boky hafa hiresaka ao anaty boky iray ny “street food” trinidadiana, ny poezian'i Thom Gunn, sy an'i Dylan Thomas miezaka miresaka ny karazan-kira soca?”
Mbola mikatona ny media sosialy ao Ogandà, herinandro maro aty aorian'ny fifidianana
Voafidy ho amin'ny fe-potoana fahenina ny mpitarika efa ela an'i Oganda Yoweri Museveni , raha miampanga ny mpifaninana Bobi Wine fa misy ny tsy fanarahan-dalàna goavambe, herisetran'ny fanjakana, fampitahorana ary fanorisorenana.
Mandalina ny fifandraisan'ireo fiteny Afrikana sy ny zo nomerika ao amin'ny DRIF 2021
Araho ny Digital Rights & Inclusion (Zo Nomerika sy Fampidirana) ato amin'ny Rising Voices hiresahantsika amin'ireo mpikatroka nomerika fiteny Afrikana miisa efatra hamantarana ny fomba hiheverana ny fahasamihafana ara-pitenenana ao anatin'ny olan'ny zo nomerika.