Tantara tamin'ny 13 Avrily 2021
Valan'aretina soca: Ahoana no famolavolan'ny COVID-19 ny feon'ny Karnavaly nofoanana ao Trinidad & Tobago
Fa lohahevitra mahazatra, tahaka ireo olana misy ao amin'ny firenena eny fa na manerantany aza izay mahaliana ny vahoaka ny feonkiran'ny karnavalin'i Trinidad sy Tobago, indrindra rehefa tafiditra ny hira calypso.
Folo taona taorian'ny tsy fahombiazan'ny”Lohataona” Bahrain, mijaly ireo gadra politika
Miaraka amin'ny hetsi-panoherana anatiny sy ny fiakaran'ny tsindry iraisam-pirenena, nentanina ny manampahefana Bahrainita mba hanamaivana ny tsindry any amin'ny fonja amin'ny alàlan'ny famotsorana ireo gadra politika.
Mikiry ho amin'ny ahitana ny fiteny Dagbani bebe kokoa an-jotra ny mpikatroka nomerika Ghaneana
Sadik Shahadu: "Sarotra ny fidirana amin'izy ireo na dia misy aza ny loharanom-baovao Dagbani ivelan'ny aterineto sy ny fitaovana ianarana any amin'ny ankamaroan'ny tranombokim-panjakana any amin'ny sekoly sasany any avaratra."