- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

HORONANTSARY/RAKIPEO: Mandrava ny fady amin'ny fanalan-jaza

Sokajy: Afrika Mainty, Amerika Latina, Azia Atsimo, Azia Atsinanana, Eoropa Afovoany & Atsinanana, Brezila, Oganda, Pakistana, Polonina, Thailandy, Fahasalamàna, Lalàna, Mediam-bahoaka, Vehivavy sy Miralenta, Zon'olombelona, GV Insights

Tamin'ny volana Desambra lasa teo, nitodika tany amin'i Arzantina ny mason'izao tontolo izao satria natao ara-dalàna ny fanalan-jaza tao amin'io firenena io. Saingy hatraiza no hanerena ny zazavavy sy vehivavy ho tonga reny any amin'ny faritra hafa eto amin'izao tontolo izao?

Jereo [1] na henoy [2]ity andiana Global Voices Insights (nandeha mivantana tamin'ny 7 Aprily) ity, izay nandraisan'i Melissa Vida [3], tonian-dahatsoratray any Amerika Latina  anjara tamin'ny resadresaka mahaliana momba ny zo ara-pananahana miaraka amin'ireto manam-pahaizana manokana sy mpikatroka manaraka ireto:

globalvoices [4] · Breaking The Taboo On Abortion: Perspectives From Uganda, Thailand, Brazil, Pakistan & Poland [2]