Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

22 Marsa 2021

Tantara tamin'ny 22 Marsa 2021

Mpihanika telo no tsy hita popoka nandritra ny ririnina, nanandrana nihanika ny tampon'ny K2 tany Pakistana

Na dia kely aza ny vintana hahatafavoahana velona, ​​dia manantena fahagagana ny fianakavian'ireo telo mpihanika tendrombohitra mbola tsy hita.

Namela heloka ny lehilahy roa naniratsira azy tamina horonantsary niparitaka be ny filoha Mozambikana

Nosamborina ny iray tamin'izy ireo ary niteraka resabe tao amin'ny tambajotra sosialy ilay raharaha.