- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

LAHATSARY: Belarosia 2020: Mbola eo am-pisintomana ?

Sokajy: Eoropa Afovoany & Atsinanana, Belarosia, Fahalalahàna miteny, Fanoherana, Hafanàm-po nomerika, Mediam-bahoaka, Politika, Zon'olombelona, GV Insights

 

Amin'ity andiany voalohany amin'ny andian-dahatsoratry ny Global Voices Insights [1] ity, nanatevin-daharana an'i Filip Noubel sy Maxim Edwards ato amin'ny Global Voices ilay mpandalina ny fampitam-baovao Maryia Sadouvskaya-Komlach, ilay mpanakanto Rufina Bezlova ary ilay manam-pahaizana Gregory Asmolov mba hamerina hiresaka momba ireo zava-niseho nipoaka tany Belarosia taorian'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny volana Aogositra 2020.

Nalefa mivantana tamin'ny 14 Desambra 2020 ny fivoriana.

Vakio ny fitantarana manokana ataon'ny Global Voices momba an'i Belarosia ao amin'ny https://globalvoices.org/specialcoverage/belarus-in-turmoil/ [2] .