Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

12 Marsa 2021

Tantara tamin'ny 12 Marsa 2021

“Fotoana niadanan'ireo fanon-dranomasina” hoy ny ministera ao Trinidad & Tobago na teo aza ny fitomboan'ny fihazàna azy

Ao anatiny indrindra izao ny vanimpotoana fanatodizan'ny fanon-dranomasina 'luth', saingy mivonona hitolona ireo vondrona mpiaro ny fano manoloana ireo fepetra momba ny COVID-19, izay manakana amin'izao fotoana izao ny asa fisafoana isanalina ataon-dry zareo eny amin'ny torapasika mba hiarovana ireo sokatra.

Soritan'ny hetsi-panoherana ataon'ny Baloch ny famoretana ireo vitsy an'isa ara-poko

Mivelatra amin'ny sisintanim-panjakana-firenena telo i Balochistan ara-tantara, ary izay Baloch manao raharaham-barotra manerana ity faritra ity dia matetika no voatonona anarana ho "mpanao fanondranana an-tsokosoko."