Tantara tamin'ny 09 Marsa 2021
COVID-19 : ao Espaina, namorona vola virtoaly ny mponina mba hiatrehana ny krizy
Indro ny ohatra iray mampiseho fa miara-dàlana ny firaisankina sy ny teknôlôjia, ary ny fivoahana amin'ny fahasahiranana ara-toekarena dia tsy maintsy handalo amin'ny fivadihana mankany amin'ny nomerika.
Ny hatsaran-tarehy manjavozavon'ireo tendrombohitra manga ao Jamaika, azo sary
Fifaninanana maka saripika no nentina nankalaza ny faha-28 taonan'ny Valanjavaboary Nasiônalin'ireo Tendrombohitra Manga sy Havoanan'i John Crow, vao nampidirina tsy ela akory izay ho isan'ireo toerana lovan'izao tontolo izao ao amin'ny UNESCO. Indro ny topimaso tamin'ireo fampidirana nahazo loka.
‘La Llorona': Horonantsary any Goatemalà manambatra ny horohoro sy ny politika hitantarana ny ady an-trano mampalahelo
"La Llorona" no horonantsary Amerikana Afovoany voalohany tafiditra ao anaty lisitry ny Sarimihetsika Iraisampirenena Tsara Indrindra ao amin'ny Golden Globes, izay natao ny 28 Febroary.