Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

02 Marsa 2021

Tantara tamin'ny 02 Marsa 2021

Taorian'ny fandraràna nataon'ny tanibe, tototry ny fomba fikarakaràna sakafo atao avy amin'ny mananasy ny tambajotra sôsialy ao Taiwan

Resaka filaminam-pirenena no tanisain'i Shina ho anton'ny fandraràna, saingy "fandrahonana ara-toekarena" io, hoy i Taiwan

Matetika mahatsapa ho toy ny mandeha any ampita kanefa tsy miala ao an-tranony i Marie Kéïta

Toerana azo antoka ny [GV], tsy mitsara ary lasa tsy fahita firy izany amin'ny sehatry ny tambajotra sosialy.