- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fara-fisoratana anarana ho an'ny Filankevitra GV/ Fanavaozana fisoratana anarana (17 Febroary 2021)

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV

Ity ambany ity ny takelaka fangatahana sy fanavaozana ho an'ny fisoratana anarana ho filankevitry ny vondrom-piarahamonina GV [1]. Raha mbola tsy nanao izany ianao dia manasa anao hamaky ny famaritana momba ny atao hoe Filankevitry ny Vondrom-piarahamonina alohan'ny handefasanao ilay takelaka hahazoana antoka fa azonao tsara izay olona voakasik'izany.

Ny fandraisana anjara betsaka avy amin'ny lafin'ny vondrom-piarahamonina no tanjon'ny nametrahana ny fepetra maha mpikambana [2]. Afaka mandray anjara ny olona rehetra manana ny iray na maromaro amin'ireto sokajy manaraka ireto:

Fisoratana anarana sy fanavaozana fisoratana anarana ho an'ny 2021:

Vakio ny fanambarana: Filànkevitra GV : Misokatra ny fisoratana anarana sy ny fanavaozana ho an'ny 2021! [3][mg]

FARA-FISORATANA ANARANA: 17 Febroary 2021

[gravityform id=”30″ title=”false” description=”false”]