Fara-fisoratana anarana ho an'ny Filankevitra GV/ Fanavaozana fisoratana anarana (17 Febroary 2021)

Ity ambany ity ny takelaka fangatahana sy fanavaozana ho an'ny fisoratana anarana ho filankevitry ny vondrom-piarahamonina GV. Raha mbola tsy nanao izany ianao dia manasa anao hamaky ny famaritana momba ny atao hoe Filankevitry ny Vondrom-piarahamonina alohan'ny handefasanao ilay takelaka hahazoana antoka fa azonao tsara izay olona voakasik'izany.

Ny fandraisana anjara betsaka avy amin'ny lafin'ny vondrom-piarahamonina no tanjon'ny nametrahana ny fepetra maha mpikambana. Afaka mandray anjara ny olona rehetra manana ny iray na maromaro amin'ireto sokajy manaraka ireto:

  • Ireo mpandray anjara izay ato anatin'ny vondrom-piarahamonina GV nandritra ny telo volana farafahakeliny, farafahakeliny manana fandraisana anjara miisa dimy, ary namoaka lahatsoratra na fandikan-teny tao anatin'ny dimy taona lasa.
    • Anisan'izany ireo mpandray anjara amin'ny fanentanana, ny lahatsoratra fiaraha-miasa toa ny Netizen Report, ary ny tetikasa famatsiam-bola madinika Rising Voices
  • Mpikambana mpitarika ao amin'ny ekipa, mpikambana ao amin'ny birao, lehiben'ny tonian-dahatsoratra ao amin'ny efitra famoaham-baovao, mpitantana ny fandikan-teny, ary mpandray anjara hafa.
  • Ireo mpandray anjara tsy miasa, ny tonian-dahatsoratra, ny mpitantana fandikan-teny, ny mpandray anjara sy ny mpikambana ato amin'ny vondrom-piarahamonina hafa izay nandray anjara tao anatin'ny dimy taona lasa dia ampirisihina ihany koa hisoratra anarana

Fisoratana anarana sy fanavaozana fisoratana anarana ho an'ny 2021:

Vakio ny fanambarana: Filànkevitra GV : Misokatra ny fisoratana anarana sy ny fanavaozana ho an'ny 2021![mg]

FARA-FISORATANA ANARANA: 17 Febroary 2021

[gravityform id=”30″ title=”false” description=”false”]

 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.