16 Febroary 2021

Tantara tamin'ny 16 Febroary 2021

Fara-fisoratana anarana ho an'ny Filankevitra GV/ Fanavaozana fisoratana anarana (17 Febroary 2021)

Blaogim-Piarahamonina GV  16 Febroary 2021

Ity ambany ity ny takelaka fangatahana sy fanavaozana ho an'ny fisoratana anarana ho filankevitry ny vondrom-piarahamonina GV. Raha mbola tsy nanao izany ianao dia manasa anao hamaky ny famaritana momba ny atao hoe Filankevitry ny Vondrom-piarahamonina alohan'ny handefasanao ilay takelaka hahazoana antoka fa azonao tsara izay olona voakasik'izany. Ny fandraisana...