- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao Farany Lingua : Novambra 2020

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua-update, lingua

The Lingua ProjectManahoana daholo! Atolotro anareo ny momba ny  Lingua [1] tamin'ny Novambra 2020.

Ny fitambarana ho an'io volana io, dia namoaka lahatsoratra 517 isika, nahasarika mpitsidika 307.606 ary jeripejy 258.830 ireo mpankafy ny pejy Facebook iombonantsika Lingua, ary 259.065 ny mpanjohy tao amin'ny Twitter.

Indro ny topimaso ny fandehan'ireo tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa.

Songadina

Ireo lohalaharana tamin'ny Novambra 2020:

Lahatsoratra

Italiàna 97
Espaniôla 96
Rosiàna 67
Frantsay 62
Malagasy 35

Jeripejy

Espaniôla 105.918
Portiogey 40.940
Frantsay 37.959
Japoney 30.188
Italiàna 29.033

Mpankafy Facebook

Arabo ar 119.244
Shinoa 42.663
Espaniôla es 19.410
Frantsay fr 16.956
Amharic am 8.787

Mpanjohy Twitter

Shinoa 175,600
Arabo ar 41,801
Bangla bn 8,375
Espaniôla es 7,520
Frantsay fr 5,529

Isaorana betsaka ianareo, Lingua, tamin'ny tamin'ny fandraisanareo anjara sy ny fotoanareo! Tohizo ny asa mahatalanjona!

Aza adino ny manaraka an'i Lingua ao amin'ny Twitter [3] sy Facebook [4] ! Azafady zarao amin'ireo namanareo sy anaty tambajotra ny takelaka fangatahana hiditra ho Lingua [5]. Mandika ho amin'ny fiteny am-polony maro [6] isika! Farany, misorata anarana handray ny taratasim-baovao Lingua [7] !