- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao Farany Lingua : Desambra 2020

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua-update, lingua

The Lingua ProjectManahoana daholo! Atolotro anareo ny momba ny  Lingua [1] tamin'ny Desambra 2020.

Ny fitambarana ho an'io volana io, dia namoaka lahatsoratra 483 isika, nahasarika mpitsidika 216.181  ary jeripejy 259.495 ireo mpankafy ny pejy Facebook iombonantsika Lingua, ary 258.880 ny mpanjohy tao amin'ny Twitter.

Tamin'ny 2020, namoaka lahatsoratra niisa 7.218 isika, nahasarika mpitsidika  3.547.988, ary jeripejy 4.685.561.

Indro ny topimaso ny fandehan'ireo tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana Desambra.

Songadina

Ireo lohalaharana tamin'ny Desambra :

Lahatsoratra

Frantsay 82
Espaniôla 78
Italiàna 72
Grika 47
Rosiàna 45

Jeripejy

Espaniôla 69.879
Portiogey 31.992
Frantsay 29.054
Japoney 22.586
Italiàna 20.859

Mpankafy Facebook

Arabo ar 119.050
Shinoa 42.642
Espaniôla es 19.369
Frantsay fr 16.934
Amharic am 8.778

Mpanjohy Twitter

Shinoa 175.295
Arabo ar 41.787
Bangla bn 8.409
Espaniola es 7.515
Frantsay fr 5.526

Isaorana betsaka ianareo, Lingua, tamin'ny tamin'ny fandraisanareo anjara sy ny fotoanareo! Tohizo ny asa mahatalanjona! Fisaorana manokana ho an'ireo Mpitantana Fandikanteny ato aminay nandritra ny 2020:

Adéṣínà Ayẹni, Anas Saleem, Anastasia Pestova, Andriamifidisoa Zo, Anna Schetnikova, Ashwani Murmu, Chidiebere Blessing Emodi, Christian Bwaya, Dilli Rai, Dragan Kucirov, Esther Dodo, Etsumi Itai, Eugene Lee, Fang-Ling Hsueh, Gabriela Garcia Calderon Orbe, Isabelle Poweleit, Iya Yoruba, Izumi Mihashi, Juke Carolina Bransiecq, Julia Krebs, Laila Le Guen, Luiza Saturnino Braga, Maminirina Radifera Ranaivoson, Manuela Burghelea, Mariam Abuadas, Marisa Petricca, Mieke Tulp, Milan Ončák, Olga Yaroshenko, Ortaç Oruç, Rami AlHames, Rezwan, Sanjib Chaudhary, Satdeep Gill, Veroniki Krikoni, Victoria Gimena Tinta Quispe, Waleria Jerszowa, ary Yerassyl Mukhamediyar.

Aza adino ny manaraka an'i Lingua ao amin'ny Twitter [5] sy Facebook [6] ! Azafady zarao amin'ireo namanareo sy anaty tambajotra ny takelaka fangatahana hiditra ho Lingua [7]. Mandika ho amin'ny fiteny am-polony maro [8] isika! Farany, misorata anarana handray ny imailaka Lingua [9] !