- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao Farany Lingua : Janoary 2021

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua-update, lingua

The Lingua ProjectManahoana daholo! Atolotro anareo ny momba ny  Lingua [1] tamin'ny Janoary 2021.

Ny fitambarana ho an'io volana io, dia namoaka lahatsoratra 488 isika, nahasarika mpitsidika 228.901 ary jeripejy 274.460. 259.455 ireo mpankafy ny pejy Facebook iombonantsika Lingua, ary 258.635 ny mpanjohy tao amin'ny Twitter.

Indro ny topimaso ny fandehan'ireo tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa.

Songadina

Ireo lohalaharana tamin'ny Janoary :

Lahatsoratra

Italiana 82
Frantsay 77
Espaniôla 71
Malagasy 49
Rosiana 49

Jeripejy

Espaniôla 72.336
Portiogey 33.765
Frantsay 31.714
Italiana 22.352
Japoney 18.350

Mpankafy Facebook

Arabo ar 118.776
Shinoa 42.555
Espaniôla es 19.341
Frantsay fr 16.868
Amharic am 8.762

Mpanjohy Twitter

Shinoa 175.030
Arabo ar 41.752
Bangla bn 8.418
Espaniôla es 7.518
Frantsay fr 5.527

Isaorana betsaka ianareo, Lingua, tamin'ny tamin'ny fandraisanareo anjara sy ny fotoanareo! Tohizo ny asa mahatalanjona!

Aza adino ny manaraka an'i Lingua ao amin'ny Twitter [5] sy Facebook [6] ! Azafady zarao amin'ireo namanareo sy anaty tambajotra ny takelaka fangatahana hiditra ho Lingua [7]. Mandika ho amin'ny fiteny am-polony maro [8] isika! Farany, misorata anarana handray ny taratasim-baovao Lingua [9] !