- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Hita ao amin'ny “The China in Africa Podcast” i Nwachukwu Egbunike

Sokajy: fisehoana-anaty-media, Mediam-bahoaka, vondrom-piarahamonina, Blaogim-Piarahamonina GV

Tsy ela akory izay, vahinin'ny The China in Africa Podcast [1] i Nwachukwu Egbunike [2], (talen'ny vondrompiarahamonina teo aloha), Toniandahatsoratry ny Global Voices ho an'ny faritra Afrika ambanin'i Sahara, mba hiresaka ny anjara asa raisin'i Shina ao Afrika mahakasika ny vaksiny iadiana amin'ny COVID-19.

Henoy [amin'ny fiteny anglisy]:

Vao haingana, nanoratra izy andian-dahatsoratra misy fizaràna roa izay miresaka ny “diplaomasian'ny vaksiny manana hery malefaka” ho toy ny tetikasa amperiny an'ny  Fanarahamaso ireo Mediam-Piarahamonina ataon'ny Hetsika “Belt and Road”.

Tantara (amin'ny fiteny anglisy):