Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

05 Febroary 2021

Tantara tamin'ny 05 Febroary 2021

Mitady tonian-dahatsoratra ny Global Voices hitarika ny fandrakofany momba an'i Azia Afovoany Lehibe.

Mitady tonian-dahatsoratra ho an'i Azia afovoany, manana ny fahaizany manitsy amin'ny fiteny Anglisy sy fahalalana lalina momba ny faritra, ny Global Voices. Ho tombony ny fahalalana ny fiteny eo an-toerana sy ny Rosiana.

Nandresy tamin'ny tolona manan-tantara ara-pitsarana ny fikambanam-pifandraisana tarihin'ny indizeny ao Meksika

Afaka manohy manome fidirana finday amin'ny vidiny mora ho an'ireo vondrom-piarahamonina eo an-toerana ao Oaxaca ny fikambanana fifandraisan-davitra tarihin'ny indizeny.