- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

[FAMERENANA] ‘The Milk Tea Alliance': Thailandy, Taiwan ary Hong Kong miray hina hitolona ho amin'ny demaokrasia

Sokajy: Azia Atsinanana, Hong Kong (Shina), Taiwan (ROC), Thailandy, Fahalalahàna miteny, Fanoherana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Hafanàm-po nomerika, Mediam-bahoaka, Politika, Tanora, Why are young people protesting in Thailand?

Jereo ny famerenana [1] ny webinar [seminera-web] ao amin'ny andiany lanonana virtoaly mivantana Global Voices Insights, momba ny hetsika sosialy prô-demaokrasia  “Milk Tea Alliance [2],” [mg] nipongatra tany amin'ireo firenena aziatika maro tamin'ny taona 2020.

Ahitana an'i Darika Bamrungchok (Thailandy), Brian Hioe (Taiwan), Anna Lawattanatrakul (Thailandy), ary Oiwan Lam (Hong Kong), sady mandrindra azy i Mong Palatino (Philippines). Tamin'ny 29 janoary 2021 no nalefa mivantana an-jotra ity fotoana ity.