Jereo ny famerenana ny webinar [seminera-web] ao amin'ny andiany lanonana virtoaly mivantana Global Voices Insights, momba ny hetsika sosialy prô-demaokrasia “Milk Tea Alliance,” [mg] nipongatra tany amin'ireo firenena aziatika maro tamin'ny taona 2020.
Ahitana an'i Darika Bamrungchok (Thailandy), Brian Hioe (Taiwan), Anna Lawattanatrakul (Thailandy), ary Oiwan Lam (Hong Kong), sady mandrindra azy i Mong Palatino (Philippines). Tamin'ny 29 janoary 2021 no nalefa mivantana an-jotra ity fotoana ity.