Tantara tamin'ny 14 Janoary 2021
Global Voices , Mitady mpanampy ny mpamoaka lahatsoratra amin'ny teny anglisy
Mikasa hanakarama mpanampy ny mpamoaka lahatsoratra ny Global Voices (GV), ho tomponandraikitra amin'ny famoahana ireo tantara voasoratra na voadikan'ireo mpandray anjara ato aminay ho amin'ny teny anglisy.