Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

12 Janoary 2021

Tantara tamin'ny 12 Janoary 2021

RV Newsletter: Andiana Podcast manadihady ny fimaroam-piteny amin'ny alalan'ny fisokafam-pijery

Atolotry ny taratasim-baovao Rising Voices ireo rohy mifandraika amin'ny fidirana fampiatiana aratsivalo sy ny fandraisana ampiasana ireo fitaovana aratsivalo, mbamin'ny fomba isankarazany ho an'ny vondrom-piarahamonina handraisana anjara feno anjotra

Novonoin'ny valan'aretina ny Karnavaly 2021 an'i Trinite sy Tobago, fa mamelona ny fanahiny ny hira soca

"Zava-niainana ny mozika Soca, Tsy misy hahatsindry ny fahatsapana azonao rehefa [...] henonao ity hira iray izay mandòna anao ao anaty onjam-pihetsehampo."