Global Voices ao amin'ny The Economist

(Lahatsoratra taona 2010)
Global Voices and The EconomistNoho ny fandaminana manokana dia mandefa lahatsoratra tsindraindray ao amin'ny bilaogin'ny The Economist  Babbage momba ny teknolojia ny mpanoratra Global Voices manerantany.

Tsy mitovy amin'ireo lahatsoratra mahazatra ao amin'ny Global Voices ireo lahatsoratra satria matetika no misy famakafakana bebe kokoa ary tsy mifantoka betsaka amin'ny fampitam-baovaon'olon-tsotra. Ary tsy tononona anarana ihany koa ny mpanoratra araka ny fomba fiasan'ny Economist efa hatry ny ela.

Averina jerena sy avoakan'ny toniandahatsoratra ao amin'ny Economist ny tantara rehetra ary averina avoaka ato amin'ny Global Voices aoriana kelin'izay.

Raha mila fanazavana fanampiny dia mifandraisa amin'ny Toniandahatsoratry ny Global Voices.

Ny zavatra azonay atao: Mitatitra ny fomba ampiasain'ny olom-pirenena ny aterineto sy ny tambajotra sosialy mba hahatonga ny feony ho re ny bilaogera Global Voices ary matetika izany no adika amin'ny fiteny hafa.

Global Voices ao amin'ny The Economist

2010

02 Nov – Why they're cheering for Dilma in Sofia [Global Voices / Eastern approaches]

02 Nov – Why they're cheering for Dilma in Sofia [Global Voices / Atsinanana]

18 Oct – TGIF v the Naverland gingerbread house [Global VoicesBabbage]

18 Okt – TGIF v the Naverland gingerbread house [Global VoicesBabbage]

08 Sep – Paraguayans, their paramours and the MP7 [Global Voices / Babbage]

08 Sep – Paraguayans, their paramours and the MP7 [Global Voices / Babbage]

25 Aug – Russia: It's not the Kremlin [Global Voices / Babbage]

25 Aogositra – Russia: It's not the Kremlin [Global Voices / Babbage]

02 Aug – South Korea: Samsung, patriots and the iPhone [Global Voices / Babbage]

02 Aog – South Korea: Samsung, patriots and the iPhone [Global Voices / Babbage]

12 Jul – Paraguay: The president's alleged tweets [Global Voices / Babbage]

12 Jolay – Paraguay: The president's alleged tweets [Global Voices / Babbage]

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.