25 Desambra 2020

Tantara tamin'ny 25 Desambra 2020

Fomba 4 hanohanana ny Global Voices (sy irariantsoa taombaovao!)

  25 Desambra 2020

Raha mamaky ity ianao inoana fa sakaizan'ny Global Voices izay mino ny iraka ataonay hilaza izay tsy heno any amin'ny fampitam-baovao lehibe mahazatra, sy amin'ny fiarovana ny fahalalahana maneho hevitra sy ny fahazoana miditra malalaka amin'ny fampahalalam-baovao an-jotra. Tianay ny haka fotoana hisaorana anao sy fomba hafa hanampianao anay.