20 Desambra 2020

Tantara tamin'ny 20 Desambra 2020

Ny tsara indrindra tato amin'ny Global Voices ny taona 2010

  20 Desambra 2020

Tratry ny taona hoy ny Global Voices! Taona nahagaga iray hafa teo amin'ny tontolon'ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra anjotra izany, ary mbola miezaka mafy izahay hanao izao tontolo izao ho toerana mifandray bebe kokoa. Manantena izahay fa hanampy anay hanao izany ianao amin'ny famakiana, fanomezana ary mety hanoratra na handika teny miaraka aminay...