
Manomeza anio
Hatramin'ny taona 2005 no efa niasa ny Global Voices hampifandray ireo firenena sy fiteny ary miaro ny fahaleovantenan'ny fampitam-baovao, ny fisokafan'ny aterineto ary ny zon'ny tsirairay, na aiza izy na aiza haneho hevitra malalaka.
Mino izahay fa maika kokoa noho ny hatramin'izay ny iraka nampanaovina anay. Miangavy anao anio mba hanome ho fanampiana anay hanohy izany asa manandanja izany.
Raisin'ny misahana ny tsy fitadiavan-tombontsoa 501(c)3 ato aminay sy ny Sakaizan'ny Global Voices ny fanomezana ary tsy andoavan-ketra ho an'ireo mpandoa hetra mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia.
Fanomezana goavana, Famatsiam-bolan'ny Vondron'Orinasa, Fanontaniana ?
Raha te-hanao fanomezana goavana ianao, liana amin'ny fandoavam-bola arakaraka ny aloan'ny mpifarimbona aminao na arakaraka ireo olon-kafa / fikambanana / orinasa hafa manao fanomezana na mila fanazavana bebe kokoa amin'ny safidy fandoavam-bola hafa, na karazam-panohanana hafa dia andefaso mailaka teny anglisy ny Tale Mpanatanteraka Malka Older ao amin'ny malka.older@globalvoices.org.






