Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

09 Desambra 2020

Tantara tamin'ny 09 Desambra 2020

Miara-manao diabe ho an'ny fitovian-jo ireo mpikatroka LGBTQ Thailandey sy ireo mpanao fihetsiketsehana manohana ny demaokrasia

Any Bangkok, nanatevin-daharana ireo mpanao fihetsiketsehana manohana ny demaokrasia ny mpikatroka LGBTQ hitaky ny fitovian-jo ho miralenta sy ny fanambadiana ary ny fanavaozana politika amin'ny fitondram-panjaka.