Tantara tamin'ny 08 Desambra 2020
Mandraisa anjara amin'ny resadresaka an-jotra momba ny ‘Ady amin'ny fandisoam-baovao mihatra amin'ny fiteny marefo’

Ity fivoriana amin'ny 10 Desambra ity dia hitrandraka ny fiantraikan'ny fandisoam-baovao amin'ny fiteny sy ny foko vitsy an'isa vitsivitsy any Afrika sy Azia sy ny fahavononan'ny mpikambana any amin'ireo vondrom-piarahamonina ireo hiatrika izany.