Tantara tamin'ny 02 Desambra 2020
‘Ny zo dizitaly ao anaty firindrinana': Tetikasa vaovao ho an'ny habaka nomerika Afrikana

Nanomboka tetikasa vaovao mifantoka amin'ny fanaraha-maso ny tatitra mikasika ny COVID-19 sy ny fiantraikany amin'ny habaka dizitaly Afrikana nandritra ny valan'aretina ny Global Voices.