- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao farany Lingua volana Septambra 2020

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV

The Lingua Project

Miarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua [1] volana Septambra 2020.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 576 isika, nahasarika mpitsidika 294.221 ary jeripejy miisa 349.018. Nahatratra 257.597 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 259.770 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Italiana 119
Espaniola 97
Frantsay 77
Malagasy 46
Rosiana 46

Tsidi-pejy

Espaniola 107.179
Portiogey 41.743
Frantsay 30.916
Japoney 26.353
Italiana 25.260

Mpiondana Facebook

Arabo ar 119.684
Shinoa 42.687
Espaniola es 19.429
Frantsay fr 16.988
Amharic am 8.803

Mpanjohy Twitter

Shinoa 176.600
Arabo ar 41.880
Bangla bn 8.347
Espaniola es 7.523
Frantsay fr 5.535

Misaotra betsaka anareo ry Lingua noho ny fandraisana anjaranareo sy ny fotoana omenareo! Tohizo ny asa goavana!

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [3] sy Facebook [4]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana [5] ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro [6] izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua [7]!