- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao farany Lingua volana Aogositra 2020

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua Project

Miarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua [1] volana Aogositra 2020.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 655 isika, nahasarika mpitsidika 274.101 ary jeripejy miisa 331.056. Nahatratra 256.963 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 260.376 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Italiana 119
Espaniola 97
Frantsay 77
Malagasy 46
Rosiana 46

Tsidi-pejy

Espaniola 107.179
Portiogey 41.743
Frantsay 30.916
Japoney 26.353
Italiana 25.260

Mpiondana Facebook

Arabo ar 119.960
Shinoa 42.709
Espaniola es 19.440
Frantsay fr 16.995
Amharic am 8.822

Mpanjohy Twitter

Arabo ar 119.960
Shinoa 42.709
Espaniola es 19.440
Frantsay fr 16.995
Amharic am 8.822

Misaotra betsaka ry Lingua, noho ny fandraisana anjaranareo sy ny fotoana omenareo! Tohizo ny asa goavana!

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [5] sy Facebook [6]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [7]. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro [8] izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua [9]!