- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Takelaka fenoina hanendrena izay ho “GVer-n'ny herinandro”

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV

Ampiasao ny takelaka etsy ambany hanolorana olona izay heverinao fa tokony hasongadina ao amin'ny andian-dahatsoratra blaogy “GVer of the Week”! Handefasana fanontaniana vitsivitsy mba ho fenoin'ny mpandray anjara ary havadika bilaogin-dahatsoratra eto amin'ny tranonkalan'ny Vondrom-piarahamonina izany.

Tianay tokoa raha toa ny Toniam-paritra, ny Mpitantana ny Fandikan-teny Lingua, ny Ekipa Fototra na ireo mpikambana hafa ao amin'ny Vondrom-piarahamonina no manendry ny GVers avy amin'ny ekipany mba hasongadina, koa miangavy anareo hijery olona iray izay tianareo ho fantarina bebe kokoa ny momba azy!

GVer of the Week Nomination Form [1]