Tantara tamin'ny 08 Oktobra 2020
Tetikasa vaovao ahitana loharanom-piarovana nomerika amin'ny fiteny Aymara avy amin'ny Global Voices teny Aymara
Nanomboka tetikasa vaovao antsoina hoe "Apthapi Digital" manana tanjona hanomezana loharano malalaka sy hampahafantarana momba ny fiarovana nomerika fototra ho an'ny mpihaino Aymara ny GV amin'ny fiteny Aymara.
Ny fiandohan'ny sivana aterineto tany Alemaina
Tao anatin'ny andro telo, sonia 50.000 no azo – ny isa ilaina mba ho azon'ny parlemanta dinihana ny amin'ilay fanangonantsonia...Tao anatin'ny fetra 6 herinandro, olona 130.000 no nahavita sonia, nahatonga io fanangonantsonia io ho ny iray isan'ny nahangona sonia betsaka indrindra sy nahomby teo amin'ny tantara.