Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

21 Septambra 2020

Tantara tamin'ny 21 Septambra 2020

Tatitra COVID-19 ataon'ny media frantsay: tsinontsinoaviny ireo manampahaizana manokana avy amin'ny vitsy an'isa

Tsy ahitàna taratra ny hamaroan'ny karazan'olona ao Frantsa ny fisehoan'ireo manampahaizana momba ny fahasalamana miseho amin'ny fahitalavitra frantsay mba hiresaka momba ny valanaretina "coronavirus"

(2010) Kolombia: Fanomezana virtoaly ho an'i Medellín noho ny faha 335 taonany

Nankalaza ny faha-335 taona niorenany ny tanàndehiben'i Medellín ny 2 Novambra 2010. Nosokafana tao amin'ny Twitter ny kaonty @cumplemedellin ahafahan'ny olom-pireneny misioka ny fanomezana fanamarihana tian'izy ireo atolotra ny tanàna noho ity fotoana ity. Inona no atolotrao ny tanandehibenao amin'ny "tsingerintaona" nijoroany ? Ny siokan'ireo olom-pirenena tao medellin iray volana mialoha...