- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao farany Lingua volana Jolay 2020

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua [1] volana Jolay 2020.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 675 isika, nahasarika mpitsidika 259.972 ary jeripejy miisa 470.680. Nahatratra 256.722 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 260.921 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana jolay

Songadina

Ireo nitarika tamin'io volana io:

Lahatsoratra

Italiana 126
Espaniola 109
Grika 98
Frantsay 72
Rosiana 58

Tsidi-pejy

Espaniola 104.333
Portiogey 46.141
Japoney 40.989
Frantsay 40.650
Italiana 30.985

Mpiondana Facebook

Arabo ar 120.240
Shinoa 42.742
Espaniola es 19.474
Frantsay fr 17.007
Amharic am 8.817

Mpanjohy Twitter

Shinoa 177.536
Arabo ar 41.925
Bangla bn 8.331
Espaniola es 7.529
Frantsay fr 5.550

Misaotra betsaka anareo ry Lingua tamin'ny fandraisanareo anjara sy ny fotoana atolotrareo ! Tohizo ny asa mahafinaritra ataonareo !

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [4] sy Facebook [5]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana [6] ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony [7] maro isika! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaontsika mikasika ny Lingua [8]!