Vaovao farany Lingua volana Jona 2020

The Lingua Project

Miarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua volana Jona 2020.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 651 isika, nahasarika mpitsidika 302.962 ary jeripejy miisa 382.662. Nahatratra 256.973 ny mpankafy ny pejy Facebook Lingua iombonana, ary mpanjohy 261.385 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'io volana io

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana Jona:

Lahatsoratra

Espaniola 124
Italiana 107
Frantsay 97
Rosiana 66
Malagasy 59

Tsidi-pejy

Espaniola 121.829
Portiogey 40.497
Japoney 36.916
Frantsay 32.971
Italiana 25.592

Mpiondana Facebook

Arabo ar 120.549
Shinoa 42.788
Espaniola es 19.468
Frantsay fr 17.029
Amharic am 8.830

Mpanjohy Twitter

Shinoa 178.074
Arabo ar 41.958
Bangla bn 8.320
Espaniola es 7.533
Frantsay fr 5.549

Misaotra betsaka anareo ry Lingua noho ny fandraisanareo anjara sy ny fotoana atolotrareo ! Tohizo ny asa mahafinaritra ataonareo !

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter sy Facebook! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro isika! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaontsika mikasika ny Lingua!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.