Tantara tamin'ny 16 Septambra 2020
Nahoana no manao fihetsiketsehana ny tanora any Thailandy ?
Manohy ny fikarakarana fihetsiketsehana goavana manerana ny firenena ny tanora mpikatroka Thailandey na dia eo aza ny fepetran'ny famerana. Fotoana voalohany manamarika firesahana ampahibemaso ny fanjakana Thailandey izany